|
|
|
|

Entry1  trozona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. [1.1]
4  biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono [1.13]
Explanations in English  5  a whale [1.7]
Explanations in French  6  baleine [1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulary  7  Zoology: mammals
Compound words 
Phytonyms 
Article  10  Randzavola: trozona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/08/11