Entry | trona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Feon' ny kisoa kely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontròna). Fisatrasatrana tsy avy miaina, fandre ataon' ny olona miala aina na marary mafy. [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | notra, ranto, trano, trona |
Updated on 2020/07/31 |