|
|
|
|

Entry (1/2)1  trobaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [1.1]
Explanations in French  4  trou [1.13]

Entry (2/2)5  trobaka
Part of speech  6  adjective
Explanations in Malagasy  7  Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [1.1]
8  voaloaka [1.13]
Explanations in French  9  troué [1.13]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :

Anagrams  15  bokatra, botraka, kabotra, traboka, trobaka

Updated on 2020/07/31