|
|
|
|

Entry1  tripanozaoma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [frantsay tripanozome] Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny lalitra atao hoe tsetse, izay mahatonga aretin-torimaso, fa matory be tsy maharay tena izay voakaikitr' io lalitra io
Vocabulary  4  Health

Updated on 2024/12/07