|
|
|
|

Entry1  tremalahy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona manankarem-be
4  [1.13] mpanefoefo
Explanations in French  5  [1.13] richard
Examples  6  [2.324] Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy
Elementary words  7  trema, lahy
Analogs  8  mpanjatobe, komohina, mpanarivo, mpanalina, mpanefohefo, mpanontany ny ory, metroka, matevina, ngetroka, tovinjaka, feno tsoka, manam-be hovangoana, mianjady amin' ny fananany, milomano amin' ny harena, miravoravo manana, mihary zaka, mpangoron-karena, saingona, be fofon' aina

Anagrams  9  hamelatry, mihelatra, tremalahy

Updated on 2025/01/21