|
|
|
|

Entry1  tratra antitra
Elementary words  2  tratra, antitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona
5  ela velona sy maro andro niainana [1.1]
Vocabulary  6  Forms of Address
Proverbs  7  Proverbs containing the word tratra antitra

Updated on 2023/06/14