|
|
|
|

Entry (1/2)1  tranon' omby
Elementary words  2  trano, omby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62]
Explanations in French  5  étable [1.3]
Vocabulary  6  Economy: breeding, farming

Entry (2/2)7  tranonomby
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1]
Vocabulary  10  Religions, Beliefs

Anagrams  11  tranon' omby, tranonomby, tranon' omby, tranonomby

Updated on 2023/05/23