|
|
|
|

Entry (1/2)1  trandraka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
4  Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :

Entry (2/2)10  trandraka
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1]
Explanations in English  13  tail-less tenrec (Tenrec ecaudatus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Explanations in French  14  tenrec commun (Tenrec ecaudatus) [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org]
15  grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org]
16  hérisson [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Explanations in German  17  Großer Tanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
Examples  18  Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [2.245#57]
19  "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48]
Vocabulary  20  Zoology: mammals
Synonyms  21  kelora
Other spellings  22  tandraka
Zoonyms 
Scientific name 
Proverbs  25  Proverbs containing the word trandraka

Updated on 2020/07/31