|
|
|
|

Entry1  tovolahy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia
Explanations in English  4  [1.7] an unmarried young man
Explanations in French  5  [1.8] jeune homme célibataire
Examples  6  [2.471] Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia?
7  [2.472] Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany.
Elementary words  8  tovo, lahy
Derivatives 
9  Names :
Compound words 

Anagrams  11  lahitovo, tovolahy

Updated on 2025/01/21