|
|
|
|

Entry1  tovina (to)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1#967]
Explanations in French  4  qu'on accomplit, qu'on agrée [1.3#704]
Examples  5  Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana. [2.996#20.8.30]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  Tanivo, tovina

Updated on 2023/01/20