|
|
|
|

Entry (1/2)1  tosaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany
4  Miparitaka eo am-pahavakiana
5  Tapaka. [1.1]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :

Entry (2/2)11  tosaka
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano [1.13]
Explanations in French  14  débit [1.13]

Anagrams  15  akotsa, atsako, atsoka, tosaka, tsaoka, tsoaka

Updated on 2020/07/31