Entry | 1 tonjina |
Root | 2 onjina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Sasatra, vizaka, valaka 5 Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. [1.1] |
Derivatives |
|
Other spellings | 11 tonjana |
Analogs | 12 miraidraika, mihilangilana miankavia miankavanana, mialoha miaoriana |
Updated on 2020/07/31 |