|
|
|
|

Entry (1/4)1  tonaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [1.1]
Derivatives 
4  Passive verbs :

Entry (2/4)5  tonaka
Part of speech  6  adjective
Explanations in Malagasy  7  Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [1.1]
Compound words 

Entry (3/4)9  toka
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11  Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [1.1]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Names :

Entry (4/4)14  tonaka
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Botany
Explanations in French  17  (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Betsileo] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  19  antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka, antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka

Updated on 2023/02/20