|
|
|
|

Entry1  tombom-barotra
Elementary words  2  tombo, varotra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra [1.1]
5  ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana [1.13]
Explanations in English  6  profit [1.7]
Explanations in French  7  bénéfice [1.8]
8  bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation [1.13]
Examples  9  Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa. [4.27#]
Vocabulary  10  Economy: finances, management
Compound words 

Updated on 2023/05/31