|
|
|
|

Entry1  tombam-boroka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka
Vocabulary  4  Economy: agriculture
Elementary words  5  tombana, voroka
Compound words 

Updated on 2024/12/07