Entry (1/2) | 1 toloko |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) [1.1] 4 taraina [1.13] |
Explanations in English |
5 a groan, complaint, importunity [1.2] |
Explanations in French |
6 gémissements, plaintes importunes [1.3] 7 plainte [1.13] |
Examples |
8 Sa toloko sy tomany no hitana lava izao? [1.244#] 9 Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany: [2.470] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 15 toloko |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 comme toLOka [1.196] |
Vocabulary |
18 Botany |
Updated on 2021/10/03 |