Entry | tokatoka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po [1.1] | |
Vocabulary | Literature: (in general) | |
Titles | ||
Anagrams | kotakota, takotako, tokatoka |
Updated on 2020/07/31 |