|
|
|
|

Entry (1/2)1  tokan-taolana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] taolana iray ihany fa tsy mba roa ny hatotanany; enti-milaza hatanjahana sy hery
Elementary words  4  tokana, taolana

Entry (2/2)5  tokan-taolana
Part of speech  6  noun
Explanations in French  7  [1.196] Nom des fruits à noyaux ; par opposition aux fruits à pépins ; voir taolana
Vocabulary  8  Botany
Elementary words  9  tokana, taolana

Updated on 2024/12/07