Entry | 1 tokandia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony |
Explanations in French |
4 [1.54] autre nom du songomby, tout animal solipède |
Examples |
5 [2.5] Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Elementary words | 7 tokana, dia |
Synonyms | 8 songomby |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word tokandia |
Anagrams | 10 natakodi, natodika, tokandia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |