|
|
|
|

Entry (1/2)1  tohy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Liana handre ny tohin' ilay tantara aho
4  Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana
5  Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity
6  Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny
7  Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo [1.1]
Explanations in French  8  fonction, raccordement, connexion [1.13]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
14  unkLabel:5av: :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (2/2)19  tohy
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  fifandonana [Taisaka] [1.78]

Updated on 2023/07/23