|
|
|
|

Entry1  toetoetry ny tontolo onenana
Elementary words  2  toetoetra, tontolo, onenana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  endrika ivelany isehoan'ny toerana iveloman'ny zavamiaina [1.13]
Explanations in French  5  nature du milieu anthropique : sol, flore, faune, climat [1.13]
Vocabulary  6  Geology

Updated on 2023/05/16