|
|
|
|

Entry1  todika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. [1.1]
Explanations in French  4  action de tourner la tête, de revenir vers [1.3#706]
5  orientation, sens, direction, référence [1.13]
Examples  6  Tongilangilana ravin'ovy / todika ravin'ampaly / tsingilangilao tsara ny faka zanak'olona / fa aza atao sesibe toa fotaka / ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra / ka mainka fa izaho zanak'olona [2.131#71]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2023/08/25