|
|
|
|

Entry1  tifirina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny
Explanations in English  4  [1.7] to be shot
Explanations in French  5  [1.8] sur qui (quoi) on tire, qu'on fusille
Root  6  tifitra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Other spellings  11  tofirina

Anagrams  12  finitray, itifiran, nitifira, rifatiny, tifirina

Updated on 2025/01/21