|
|
|
|

Entry1  tetik' ady
Elementary words  2  tetika, ady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo [1.1]
Explanations in French  5  stratégie [1.5]
Examples  6  Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony. [2.324]
7  Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [2.472]
Synonyms  8  paik' ady

Updated on 2023/06/12