|
|
|
|

Entry1  testamenta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany
Examples  4  [1.38] Koa ny hevitry ny teny hoe «testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ».
Vocabulary  5  Holy Scriptures

Updated on 2024/12/08