|
|
|
|

Entry1  terilatsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana
4  Ny trano misy rindrina tahaka izany [1.1]
Examples  5  Ny trano nandimby io dia ny terilatsy. [1.437#]
6  Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny; [2.649#]
Vocabulary  7  Economy: buildings, public works
Compound words 

Updated on 2023/10/08