Entry | teolojia | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [frantsay théologie] Sampam-pahalalana ianarana momba ny fivavahana sy izay mikasika an' Andriamanitra, ny foto-pampianaran' ny antokom-pinoana samihafa [1.1] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Hyponyms | ||
Origin | French: théologie. | |
Updated on 2020/07/31 |