Entry | 1 tenisy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lalao fanatanjahan-tena ifaninanana mpilalao roa na efatra (roa an-kilany avy), izay mikapoka baolina kely amim-pahakingana sy tanjaka eo ambony harato mivelatra mitsangana ary ao anaty faritra tsy azo amelana ny baolina hivoaka |
Examples |
4 Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470] |
Vocabulary |
5 Game |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |