Entry | 1 tempoly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [angl. temple] Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika |
Vocabulary |
4 Religions, Beliefs |
Anagrams | 5 mpitelo, tempoly |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |