Entry (1/2) | 1 temitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha 4 Fefy [1.1] 5 taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina [1.13] |
Explanations in English |
6 mats or paper on the walls [1.7] |
Explanations in French |
7 apisseries en nattes, [1.3#693] 8 tapissage de nattes ou de papier [1.8] 9 papier peint [1.13] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 15 temitra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova [1.13] |
Explanations in French |
18 épithélium [1.13] |
Vocabulary |
19 Biology |
Updated on 2024/01/29 |