Entry | 1 tehaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra ny tehaka nony avy niteny izy 4 Fikasihana amin' ny tanana 5 Famelezana amin' ny felatanana (jereo Tehamaina) [1.1] |
Explanations in English |
6 the clapping of hands in applause; a pat [1.7] |
Explanations in French |
7 tape de la main; applaudissements [1.8] |
Examples |
8 Sady nipoapoaka ny tehaka. [2.472#] 9 Nisy tehaka maimaina ombieny ombieny. [2.356#] 10 tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 18 hatake, hetaka, tehaka |
Updated on 2023/06/27 |