|
|
|
|

Entry (1/2)1  tefy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany
4  Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [1.1]
Explanations in English  5  the working of clay in pottery; the forging of iron [1.7]
Explanations in French  6  ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [1.3]
7  travail de potier et de forgeron [1.8]
Examples  8  tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée) [1.3]
9  ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites) [1.3]
10  Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako. [2.4]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word tefy

Entry (2/2)19  tefy
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21  (du nom éthiopien tef). Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures. [Merina] [1.196]
Vocabulary  22  Botany
Scientific name 

Anagrams  24  Fety, fety, tefy

Updated on 2023/06/12