Entry | 1 tefoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fipoahana tsy dia mafy loatra, toy ny an' ny basy; firefotra toy ny an' ny rantsan-kazo tapaka na ny vilany vaky [1.1] |
Explanations in English |
4 a cracking or popping sound; the sound of a shot [1.7] |
Explanations in French |
5 bruit de craquèlement; bruit d'un coup de feu [1.8] |
Vocabulary |
6 Sound |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 fatoke, fetoka, fotake, tefoka |
Updated on 2020/07/31 |