|
|
|
|

Entry1  tebiteby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [1.1]
Explanations in English  4  apprehension, fear and trembling [1.7]
Explanations in French  5  appréhension, inquiétude; trouble [1.8]
Examples  6  Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [2.470]
7  Hoy aho feno tebiteby. [2.471]
8  Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [2.472]
Vocabulary  9  Emotions
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :

Anagrams  13  betibety, tebiteby

Updated on 2020/07/31