Entry (1/3) | 1 tavoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy 4 Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 10 tavoka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3] |
Entry (3/3) | 13 tavoka |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa 16 Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1] |
Explanations in French |
17 piston [1.13] |
Vocabulary |
18 Economy: mechanics |
Anagrams | 19 tavoka, vatako, vatkao |
Updated on 2020/07/31 |