|
|
|
|

Entry1  tavoara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra [1.1]
4  sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano [1.13]
5  tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara [1.13]
Explanations in French  6  gargoulette [1.3#689, 1.13]
7  cruchon en grès [1.3#689]
8  ballon [1.13]
Examples  9  Akana atao anaty tavoara ny rano [2.245#]
10  Ny tavoara rehetra dia feno divay [2.996]
11  Ny ranomainty vazaha dia amin' ny tavoara kely sokay [1.437#]
Vocabulary  12  Chemistry
Compound words 

Anagrams  14  aavotra, avaotra, avoatra, roatava, tavoara

Updated on 2023/09/14