|
|
|
|

Entry (1/3)1  tataro
Root  2  tatatra
Part of speech  3  imperative of passive verb tatarana
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3]
Examples  6  tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1]
Tables and plates  7  All the passive imperatives

Entry (2/3)8  tataro
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
11  Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1]
Explanations in French  12  toit plat et provisoire; baldaquin [1.3#687]
Examples  13  ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313#115]
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/3)20  tataro
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Anaram-borona [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.1, 1.78]
Vocabulary  23  Zoology: birds

Anagrams  24  tataro, toatra

Updated on 2023/05/23