Entry (1/3) | 1 tatao |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Harona hasiana ny vary voajinja [Taimoro]
[1.1] |
Entry (2/3) | 4 tatao |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 filolohavana [Taisaka]
[1.78] 7 Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana" 8 Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka 9 Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana [1.1] |
Explanations in English |
10 something carried on the head; something placed on top [1.7] |
Explanations in French |
11 ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 18 tatao |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in French |
20 (sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine). Deinbollia macrocarpa R. Capuron (Sapindaceae). Arbre dont le bois est utilisé en construction marine. [Betsimisaraka Atsimo]
[1.196] |
Vocabulary |
21 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 23 tatao, tatoa |
Updated on 2022/05/28 |