Entry | 1 tatamo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Voninkazo volomparasy, vonin' ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo anie aho ka tatamo, tatamo am-parihin-dRasahala: raha tezitra, miara-mihodina; raha faly, miara-mirona (haintenin' ny Ntaolo) [1.1] |
Explanations in English |
4 a large blue water lily. Nymphaea stellata, Willd. [1.2] 5 a water lily [1.7] |
Explanations in French |
6 nénuphar; cf. voahirana [1.8] |
Vocabulary |
7 Botany: flower |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word tatamo |
Updated on 2020/07/31 |