Entry 1/2 | tasy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Vilia kely atao tsikalan'ny kaopy: Tasin-kafe [1.1] | |
Origin | French: tasse. | |
Entry 2/2 | tasy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Pentina mandoto: Tsy sahiko entina io lambako io fa misy tasy [1.1] | |
Origin | French: tache. | |
Anagrams | atsy, tasy, tsy a |
Updated on 2020/07/31 |