|
|
|
|

Entry1  tapitapy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Synonyms  8  tsitapitapy

Updated on 2020/07/31