|
|
|
|

Entry1  tapenaka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: buildings, public works
Explanations in Malagasy  4  Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [1.1]
Explanations in English  5  The gable of a house [1.7]
Explanations in French  6  Pignon d'une maison [1.8]
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word tapenaka

Anagrams  9  napetaka, panatake, tapenaka

Updated on 2020/07/31