Entry | 1 tapatapaka |
Root | 2 tapaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 tsy mitohy [1.13] |
Explanations in French |
5 duplicatif fréquentatif [1.3] 6 discontinu [1.13] |
Examples |
7 fa na ho folo tapatapaka aza raha tsy ialahy no hanjaka? [2.48] 8 ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |