Entry | taonjaton'ny fahazavana | |
Elementary words | taonjato ; fahazavana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Taonjato faha 18 izay nahitana fiovana teo amin'ny fomba fijery, teo amin'ny sehatry ny literatiora sy ny filôzôfia vokatr'ireo fahitana ara-tsiansa vaovao [1.13] | |
Explanations in French | Siècle des lumières [1.13] | |
Vocabulary | Time | |
Updated on 2023/08/16 |