Entry | 1 tanontanonana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny olona miasa na akekezin' ny sasany mijerijery tsisy antony eo: Aza tanontanoninareo eo rainareo fa aoka izy hisakafo milamina tsara |
Root | 4 tanontanona |
Morphology |
|
Anagrams | 9 natanontanona, natonantonana, tanontanonana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |