Entry | 1 tanky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [fr. tank] Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin' izay tiana handehanany [1.1] |
Vocabulary |
4 Military |
Anagrams | 5 kanty, tanky |
Updated on 2020/07/31 |