Entry (1/2) | 1 tanjona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1] 4 tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13] |
Explanations in English |
5 the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7] |
Explanations in French |
6 épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8] 7 cap [1.13, 2.118, 1.5.fr#282] |
Vocabulary |
8 Geography: (in general) |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word tanjona |
Entry (2/2) | 14 tanjona |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1] 17 zava-kendrena [1.13] |
Explanations in French |
18 but, objectif, but idéal [1.13] |
Examples |
19 Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27] |
Compound words |
|
Anagrams | 21 tanjona, tonjana |
Updated on 2023/08/16 |