|
|
|
|

Entry1  tanisa (isa)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [1.1]
Explanations in English  5  a game of jacks involving counting [1.7]
Explanations in French  6  jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [1.8]
Derivatives 
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :

Anagrams  11  tanisa, tsiana

Updated on 2020/07/31