Entry | 1 tanalahinala |
Elementary words | 2 tanalahy, ala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany [1.1] |
Examples |
5 Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala. [2.529#] |
Vocabulary |
6 Zoology: reptiles, amphibians |
Updated on 2023/07/24 |