Entry | 1 tampona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona 4 Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1] |
Examples |
5 Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Anagrams | 17 mpanato, mpanota, pamonta, tampona |
Updated on 2020/07/31 |